Envoyer nous

Vos dessins, poèmes ou autres publications sur la LCC

Nous les mettrons en ligne sur notre site avec vos coordonnées ...

Tononkalo mikasika ny : « Ady amin’ny kolikoly »

 

Lohateny:

“Ilay Tanindrazana Malala”

Ny tena marina sy hekena;
Raha hampandroso firenena.
Dia tsy inona, tsy akory;
Fa ny ady amin’ny kolikoly.

 

 

 

Ny kolikoly indray zareo;
No hatopazana, hojerena. Mankadilo;
Fanetri-be ny firenena.

 

F’efa maromaro mantsy;
Tsy voatanisa eto intsony.
Tsy voka-tsoa fa voka-dratsy;
Nateraky ny kolikoly.

 

Ny tsy fitoviana eto an-tany; Avy amin’ny kolikoly izany. K’handrao hiezaka,
tsy hatory;
Hamongotra ny kolikoly.

 

Hiady isika hatramin’ny farany;
Ka ho faranana ny tantarany.
Dia handroso I Gasikara;
Ilay Tanindrazana Malala.

 

R.E.O

 

Nom: RANDRIANARIMALALA
Prénom: Eric Odon
N° CIN: 102 251 001 831
Né le : 27 Janvier 1986 à Ambohidrabiby
Adresse : ATBS 35 Antanambao. S. Talata Volonondry
Profession : Etudiant : « IMGAM »
Adresse – mail : raericodon @ yahoo.fr
N° téléphone : 033 04 784 93
  [ Haut de page ]
Rubrique
Opportunités de Carrière